FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hallel”
  • Hallel

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hallel
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • “Iza no Tahaka An’i Jehovah Andriamanitsika?”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Avy eo amin’ny “Seder” mankeo amin’ny famonjena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-19 — Salamo
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hallel”

HALLEL

Hira fiderana an’i Jehovah. “Hallel Ejipsianina” no iantsoan’ny asa soratra jiosy ny Salamo faha-​113 ka hatramin’ny faha-​118. Nohiraina tao amin’ny tempoly sy synagoga izy io tamin’ny Paska (Pesahim 10:5-7), Pentekosta, fetin’ny Trano Rantsankazo, ary fetin’ny Fitokanana (Sokkah 4:8; Taanit 4:5), hoy ny Mishnah. Notononina ny tapany voalohany (Sl 113 hoy ny Sekolin’i Samay; Sl 113 sy 114 kosa hoy ny Sekolin’i Hilela) rehefa nararaka tao amin’ny kaopy faharoa ny divay ary nohazavaina ny dikan’ny Paska, raha tao an-trano no nankalazana azy io. Nofaranana ny Hallel rehefa nampandalovina ny kaopy fahefatra nisy divay. Nohiraina tamin’ny fety sy nohirain’ireo nampandalo kaopy fahadimy nisy divay tamin’ny Paska, hono, ny “Hallel Lehibe” (heverina ho Sl 136 fotsiny, na Sl 120-136, na Sl 135:4–136:26).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara