HAMEDOTA (Hamedòta). Agagita, rain’i Hamana. I Hamana no nitetika ny handripaka ny Jiosy, tamin’ny andron’i Mordekay sy Estera.—Es 3:1, 6.