HASENOA (Hasenòa). 1. Rain’i Hodavia avy amin’ny fokon’i Benjamina.—1Ta 9:7. 2. Rain’i Joda na razambeny. Lehilahy benjamita io Joda io, ary niara-belona tamin’i Nehemia.—Ne 11:7, 9.