HELKAY (Helkày) [fanafohezana ny hoe Hilkia, izay midika hoe “Anjarako i Jehovah”]. Mpisorona lohan’ny fianakaviamben-dry Meraiota tamin’ny andron’i Joiakima Mpisoronabe.—Ne 12:12, 15.