FITOERAN-DRANOMANITRA
Mety ho nasiana rojo izy ireny ary niambozonan’ny ‘zanakavavin’i Ziona niavonavona.’—Is 3:16, 18, 20.
Bôtteh hannefesh (heb.) no nadika hoe “fitoeran-dranomanitra.” Mety hidika hoe “izay ifohana rivotra” na “fofona” ilay hoe nefesh eto, ary “fitoerana” ilay hoe bôtteh (tranon’ny).