FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jitrana”
  • Jitrana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jitrana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jatera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Esbana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Disona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jitrana”

JITRANA

(Jitràna) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manana amby ampy; mihoatra”].

1. Zanakalahin’ilay lehibem-poko edomita atao hoe Disona. Taranak’i Seira Horita i Jitrana.​—Ge 36:20, 21, 26; 1Ta 1:38, 41.

2. Taranak’i Asera avy tamin’i Zofa. (1Ta 7:30, 36, 37) Azo inoana fa izy ihany ilay Jatera (mitovy ny fomba fanoratra an’ireo anarana ireo amin’ny teny hebreo) ao amin’ny 1 Tantara 7:38.​—Jereo JATERA No. 4.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara