JASIELA
(Jasièla) [Hanao Anie Andriamanitra; Nanao Andriamanitra].
1. Mezobaita anisan’ny lehilahy maherin’i Davida, ary ny bokin’ny Tantara Voalohany ihany no miresaka momba azy.—1Ta 11:26, 47.
2. Andrianan’ny fokon’i Benjamina tamin’ny fotoana nanjakan’i Davida. Zanakalahin’i Abnera izy, izany hoe, zanak’olo-mpiray tam-po izy sy i Saoly Mpanjaka.—1Ta 27:21, 22.