FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jakina”
  • Jakina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jakina
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jakinita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jariba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Boaza, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Joiariba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jakina”

JAKINA

(Jakìna) [[I Jehovah] Anie Hanamafy Orina].

1. Zanakalahin’i Simeona, ary ny anarany no voatonona fahefatra. (Ge 46:10) Toa antsoina koa hoe Jariba izy. (1Ta 4:24) Anisan’ny fianakavian’ny Simeonita tany Israely ny Jakinita taranany.​—Ek 6:15; No 26:12.

2. Mpisorona nanana fianakaviambe voafidy tamin’ny antsapaka ho fizarana faha-21 tamin’ny antoko-mpisorona 24 nalamin’i Davida. (1Ta 24:7, 17) Nonina tao Jerosalema ny iray na maromaro tamin’ny taranany (na taranaka mpisorona hafa natao koa hoe Jakina), taorian’ny sesitany tany Babylona.​—1Ta 9:3, 10; Ne 11:10.

3. Ny farany atsimo tamin’ny andry roa teo anoloan’ny tempolin’i Solomona.​—1Mp 7:15-22; jereo BOAZA, II; LOHA ANDRY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara