FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jegara-sahadota”
  • Jegara-sahadota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jegara-sahadota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Galeda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Labana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Aramianina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jakoba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jegara-sahadota”

JEGARA-SAHADOTA

(Jegàra-sahadòta) [Teny aram. midika hoe “Antontam-bato Vavolombelona”].

Teny aramianina (syrianina) niantsoan’i Labana an’ilay antontam-bato nisakafoanan’izy sy Jakoba ho marik’ilay fifanekena nifanaovan’izy ireo. Io antontam-bato atao hoe Jegara-sahadota io no “vavolombelona” fa tsy hisy amin’izy ireo hihoatra an’ilay antontam-bato mba hamely ny ankilany. I Jakoba kosa niantso azy io tamin’ny teny hebreo hoe “Galeda”, izay mitovy dika amin’ny hoe Jegara-sahadota ihany.​—Ge 31:25, 46-53; jereo GALEDA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara