JEHALALILA
(Jehalalìla) [mety hidika hoe Nampamirapiratra [Hazavana] Andriamanitra].
1. Lehilahy niteraka efa-dahy ao amin’ny tetirazan’i Joda.—1Ta 4:1, 16.
2. Levita Merarita. Anisan’ny nanampy tamin’ny fanadiovana ny tempoly ny zanany lahy, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.—2Ta 29:1, 12, 15, 16.