FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jehovah-jire”
  • Jehovah-jire

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jehovah-jire
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Moria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tena Nanam-pinoana i Abrahama!
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Porofo Lehibe Indrindra fa Tia Antsika Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Abrahama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jehovah-jire”

JEHOVAH-JIRE

(Jehôvah-jirè) [Hataon’i Jehovah Azo Antoka; Hanome i Jehovah].

Toerana teo amin’ny tendrombohitra iray tany amin’ny tany Moria. Teo i Abrahama no nahita ondrilahy voasaringotry ny kirihitrala, ka natolony ho fanatitra ho solon’i Isaka. Fantatr’i Abrahama fa avy tamin’i Jehovah ilay ondrilahy. Nantsoiny hoe Jehovah-jire àry ilay toerana. Lazain’ny lovantsofina tranainy fa teo amin’io toerana io no nanorenana ny tempolin’i Solomona.​—Ge 22:2, 13, 14; jereo MORIA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara