FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jesana”
  • Jesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jesana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ebenezera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mizpa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Abia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Samoela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jesana”

JESANA

(Jesàna) [[Tanàna] Tranainy].

Toerana voatonona miaraka amin’i Mizpa. Ireo toerana ireo no manampy ahalalana ny toerana nisy an’ilay vato napetrak’i Samoela, izay nantsoiny hoe “Ebenezera.” (1Sa 7:12) I Jesana dia anisan’ny tanàna nalain’i Abia mpanjakan’ny Joda (980-978 T.K.) avy tamin’i Jeroboama mpanjakan’ny Israely. (2Ta 13:19) Voalaza fa i Jesana ihany ilay Isana nolazain’i Josèphe fa toerana nandresen’i Heroda Lehibe ny Jeneraly Pappus. (Rakitry ny Ela Jiosy, XIV, 458 [xv, 12]) Toa mbola ahitana ny anaran’i Isana ao amin’ny hoe Burj el-Isaneh, tokony ho 8 km any avaratra avaratratsinanan’i Betela. Misy milaza àry fa mety ho tany no nisy an’i Jesana fahiny.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara