FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jogbeha”
  • Jogbeha

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jogbeha
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Karkora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Noba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Abela-keramima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpitsara Nanafaka ny Israely Tamin’ny Fampahoriana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jogbeha”

JOGBEHA

(Jôgbehà).

Tanàna voaro mafy sy nisy vala vita tamin’ny vato. Anisan’ny tanàna naorin’ny Gadita na naverin’izy ireo naorina izy io, talohan’ny hiampitan’izy ireo an’i Jordana mba hanampy an’ireo foko hafa handresy ny tany Kanana. (No 32:34-36) Tatỳ aoriana, dia nandalo tao Jogbeha ny tafika notarihin’i Gideona Mpitsara talohan’ny namelezany tampoka ny tobin’ny Midianita tao Karkora. (Mpts 8:10, 11) Misy milaza an’i Jogbeha ho i el-Jobeihat, tokotokony ho 1050 m ambonin’ny haabon’ny ranomasina, ary 10 km eo ho eo any avaratrandrefan’i Amman (Raba).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara