JOKIMA (Jôkìma) [fanafohezana ny hoe Joiakima, izay mety hidika hoe “I Jehovah dia Manangana”]. Taranak’i Joda avy tamin’i Sela zanany lahy fahatelo.—1Ta 2:3; 4:21, 22.