FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Josto”
  • Josto

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Josto
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Titosy Josto
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Barsabasy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Matia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Mitoria Foana ary Aza Mangina”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Josto”

JOSTO

(Jôstô) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Tia Rariny; Mahitsy; Marina”].

1. Anaram-bosotra nomena an’i Josefa Barsabasy. Rehefa natao ny antsapaka mba hahalalana hoe iza tamin’i Josto sy Matia no ho apostoly solon’i Jodasy Iskariota, dia i Matia no voafidy fa tsy i Josto. Azo inoana anefa fa matotra io mpianatr’i Jesosy Kristy io, matoa natolotra hofidina ho apostoly.​—As 1:23-26.

2. Korintianina mpino izay nanan-trano nifanila tamin’ny synagoga. Notoherin’ny Jiosy i Paoly ka “niala” tao amin’ny synagoga ary “nankao” an-tranon’i Titosy Josto, izany hoe tany izy no nanohy ny fitoriana, fa mbola tany amin’i Akoila sy Prisila ihany izy no nipetraka.​—As 18:1-7.

3. Jiosy mpiara-miasa tamin’ny apostoly Paoly. Rehefa nigadra voalohany tany Roma i Paoly, dia anisan’ireo nampahery azy i Josto, izay nantsoina koa hoe Jesosy. Nanao mampamangy ho an’ny Kolosianina koa ity Josto ity.​—Kl 4:10, 11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara