LASEA
(Lasèa).
Tanàna tany Kreta, teo akaikin’ny Seranana Kanto. (As 27:8) Maro no milaza an’i Lasea ho ilay tanàna rava tokony ho 8 km any atsinanan’i Kaloi Limniones ankehitriny (Seranana Kanto).
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.