Toerana nanipazana an’i Daniela mpaminany mba hamonoana azy ho faty. Narovan’ny anjely anefa izy ka tsy naninona. (Da 6:7, 12, 13, 16-24) Azo notampenana vato ilay vava lavaka. (Da 6:17) Toerana ambanin’ny tany ilay lavaka, matoa “nakarina avy tao” i Daniela.—Da 6:23.