FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Loga”
  • Loga

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loga
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kora, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Diary Iray Tena Nahaliana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Loga”

LOGA

(lôga).

Ny kely indrindra amin’ny fatran’ny ranon-javatra resahin’ny Baiboly. Milaza ny Talmoda fa 1⁄12 hina na 0,014 bata ny iray loga. Tombanana ho 22 L ny iray bata, araka ny voka-pikarohana. Raha marina izany, dia 0,31 L eo ho eo ny iray loga. Anisan’ny fanatitra natolotry ny boka sitrana ny menaka iray loga.​—Le 14:2, 10, 12, 15, 21, 24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara