(Mahazìa) [Fiarovana Mafy i Jehovah].
1. Taranak’i Arona, ary notendrena ho lehiben’ny antoko-mpisorona faha-24, tamin’ny andron’i Davida.—1Ta 24:1, 18.
2. Iray tamin’ny mpisorona, na ny razambeny, nanisy tombo-kase ny “fianianana” natao tamin’ny andron’i Nehemia.—Ne 9:38; 10:1, 8.