FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tompon’andraiki-panjakana”
  • Tompon’andraiki-panjakana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tompon’andraiki-panjakana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Mpanefa Baiko
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Filipy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Silasy — Loharanom-pampaherezana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
  • “Miampità Mankatỳ Makedonia”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tompon’andraiki-panjakana”

TOMPON’ANDRAIKI-PANJAKANA

Mpitantana ny raharaham-panjakana tany amin’ireo zanatany romanina, ary nantsoina hoe strategôi tao amin’ireo tanàna grika. Nisy 3 na 4 izy ireny no niara-nitantana, matetika 5, na 10 na 12 mihitsy aza. Ireto avy no andraikiny: Nitandro ny filaminana, nitantana ny volam-panjakana, nitsara an’ireo mpandika lalàna sy namoaka didim-pitsarana, ary nandidy ny hampiharana sazy. Nahitana ny anaran’izy ireny sy ny anaram-boninahiny ny vola madinika namboarin’ny tanàna iray. Niara-niasa taminy ny mpanefa baiko.​—Jereo MPANEFA BAIKO.

Nasain’ireo tompon’andraiki-panjakana tao Filipy, zanatany romanina (As 16:12), nogejaina tamin’ny boloky hazo i Paoly sy Silasy, nefa mbola tsy notsaraina akory. Naniraka mpanefa baiko izy ireo ny ampitso hanafaka azy mirahalahy. Tsy nety anefa i Paoly raha tsy ireo tompon’andraiki-panjakana mihitsy no namoaka azy, satria tiany ho hitan’ny besinimaro hoe ara-dalàna ny fitoriany ny vaovao tsara. Natahotra izy ireo sao hahita olana amin’i Roma noho ny nikapohany olom-pirenena romanina, ka niangavy azy roa lahy mba handeha.​—As 16:19-39.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara