FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Matata”
  • Matata

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Matata
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hely
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Maria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Intỳ Aho Mpanompovavin’i Jehovah!”
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Inona no Ianarantsika avy Amin’i Maria?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Matata”

MATATA

(Matàta) [mety ho fanafohezana an’ilay anarana heb. nadika hoe Matitia, izay midika hoe “Fanomezan’i Jehovah”].

1. Lehilahy avy amin’ny fokon’i Joda. Zanak’i Natana izy sady zafikelin’i Davida. Razamben’i Jesosy Kristy avy tamin’ny reniny izy, raha jerena ny tetirazana nosoratan’i Lioka.​—Lk 3:23, 31.

2. Razamben’i Jesosy Kristy avy tamin’i Maria izy, fa razambeny lavitra be. Nantsoina hoe “zanak’i Levy” i Matata, ary iray tamin’ireo olona voatonona anarana eo anelanelan’i Zerobabela sy Davida.​—Lk 3:29.

3. Israelita anisan’ireo “taranak’i Hasoma” nanambady vehivavy hafa firenena, nefa nandroaka an’ireny tamin’ny andron’i Ezra.​—Ezr 10:25, 33, 44.

4. Razamben’i Jesosy avy tamin’i Maria, ary razambeny akaiky. Voalaza fa “zanak’i” Matata i Hely rain’i Maria. Azo inoana àry fa raiben’i Maria i Matata.​—Lk 3:23, 24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara