FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Meonenima, Hazoben’i”
  • Meonenima, Hazoben’i

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Meonenima, Hazoben’i
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • More
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hazo Goavam-be
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sekema
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hazobe
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Meonenima, Hazoben’i”

MEONENIMA, HAZOBEN’I

(Meônenima) [Ireo Mpampiasa Herin’ny Maizina].

Hazo tazana avy teo Sekema. Nisy antoko-miaramilan’i Abimeleka Mpanjaka nandalo teo, talohan’ny hiadiany tamin’ny mponina tao Sekema. (Mpts 9:34-37) Ny teny hebreo hoe ʼelôhn meʽôhnenim no nadika hoe “hazoben’i Meonenima.” Midika hoe hazobe ny hoe ʼelôhn, ary midika hoe “mpampiasa herin’ny maizina” kosa ny hoe meʽôhnenim. (Jereo De 18:14.) Nampiasa herin’ny maizina teo amin’ilay hazo ny Kananita na ny Israelita nivadi-pinoana ka izay no mety ho nahatonga ilay anarany. Misy manam-pahaizana milaza fa ny “hazoben’i Meonenima” ihany “ireo hazoben’i More”, izay voalaza koa fa tany akaikin’i Sekema.​—Ampit. Ge 12:6; 35:4; Mpts 9:6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara