FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Metaly”
  • Metaly

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Metaly
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Fitrandrahana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpanefy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Vy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Varahina, Halimo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Metaly”

METALY

Misy 100 mahery ny singa simika fantatry ny olombelona, ary maherin’ny 75 isan-jaton’ireo no metaly. Voatonona mivantana ao amin’ny Baiboly ny volamena, volafotsy, varahina, vy, ary firamainty. Ny Genesisy 2:11 sy ny 4:22 no miresaka voalohany momba ny metaly.

Tsy tantera-pahazavana ny metaly sady mety mitsonika ary azo tefena. Mamiratra izy io, ary matetika no afaka mampita hafanana sy herinaratra. Misy zavatra mampiavaka azy ny metaly samihafa, rehefa dinihina amin’ny siansa fizika sy simia. Raha te hahazo fanazavana amin’ny an-tsipiriany sy hahita andinin-teny miresaka momba ireo metaly samihafa, dia jereo ny lahatsoratra momba an’ireo metaly voatonona etsy aloha. Jereo koa ilay lahatsoratra hoe MANADIO SY MANDRENDRIKA METALY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara