FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Metega-ama”
  • Metega-ama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Metega-ama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lamboridy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Metega-ama”

METEGA-AMA

(Metèga-àma) [Lamboridin’i Ama (mety hidika hoe Hakiho)].

Toerana nalain’i Davida Mpanjaka avy tamin’ny Filistinina. (2Sa 8:1) Mety ho anarana an’ohatra ilazana tanàna lehibe iray tany Filistia ny hoe Metega-ama, satria tsy misy toerana manokana fantatra amin’io anarana io. Andininy mifanitsy amin’io ny 1 Tantara 18:1, ka “i Gata sy ny tanàna miankina aminy” no ao. Misy mihevitra fa avy amin’ny teny hebreo midika hoe “reny” ilay hoe “ama”, ka tsy Metega-ama no hita ao amin’ny Baiboly sasany fa hoe “ny fanapahana ny renivohitra” (Prot.), “ny fitondrana ny renivohitr’izy ireo” (Kat.), “ny fifehezan-drenivohitra” (DIEM).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara