FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Metosela”
  • Metosela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Metosela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ela Velona Tokoa ve Izy Ireo?
    Mifohaza!—2007
  • Androm-piainana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jareda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lameka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Metosela”

METOSELA

(Metosèla) [mety hidika hoe Lehilahin’ny Zana-tsipìka].

Zanakalahin’i Enoka mpaminany tsy nivadika, ary rain’i Lameka sy raiben’i Noa. (Ge 5:21-29; 1Ta 1:1-4; Jd 14, 15) Taranak’i Adama avy amin’i Seta i Metosela, ary taranak’olombelona faha-8 nanomboka tamin’i Adama. (Lk 3:37, 38) Nahatratra 969 taona izy, ka izy no olona ela velona indrindra resahin’ny Baiboly. Lasa anisan’ny fitenenana fampiasan’ny olona àry ny anarany rehefa miresaka olona ela velona. Maty izy tamin’ny 2370 T.K., taona nisian’ny Safodrano. Tsy milaza ny Soratra Masina hoe maty noringanin’Andriamanitra tamin’ny Safodrano izy, fa hoe “maty” fotsiny.​—Ge 5:27; jereo ANDROM-PIAINANA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara