FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Migrona”
  • Migrona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Migrona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Mikmasy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Soala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Geba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sene
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Migrona”

MIGRONA

(Migròna) [Famoloana].

Toerana iray “tany amin’ny sisin’i Gibea.” Nitoby tao Migrona i Saoly Mpanjaka, tamin’i Jonatana sy ny mpitondra fiadiany nahafaty 20 lahy teo ho eo tao amin’ny toby mpitilin’ny Filistinina tany akaikin’i Mikmasy. (1Sa 13:16, 23; 14:1, 2, 13-16) Misy mihevitra an’i Migrona ho i Tell Miryam, tokony ho 1 km any andrefana atsimoandrefan’i Mokmas (Mikmasy).

Nilaza mialoha ny Isaia 10:28 fa anisan’ny tanàna holalovan’ny Asyrianina i Migrona rehefa ho any Jerosalema izy ireo. Toa tany avaratr’i Mikmasy fa tsy tany atsimony i Migrona, satria tononina aorian’i Ay (Aiata) sy eo alohan’i Mikmasy. Misy milaza àry fa misy Migrona faharoa (i Makrona any avaratrandrefan’i Mikmasy). Raha mbola nisy ilay Migrona tamin’ny andron’i Saoly, dia sarotra inoana ny hisian’ny tanàna roa samy antsoina hoe Migrona nefa 3 km latsaka ny elanelany. Manonona an’ireo tanàna notafihin’ny Asyrianina fotsiny àry angamba ilay faminaniana, fa tsy mitanisa azy ireo arakaraka ny filaharany na ny toerana nisy azy. (Is 10:24, 28-32) Mety ho ilay Migrona resahin’ny 1 Samoela 14:2 ihany àry ilay Migrona resahin’ny Isaia 10:28.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara