MILKOMA
(Milkôma) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mpanjaka”].
Toa izy ihany ilay Moleka, andriamanitry ny Amonita. Nanorina toerana avo ho an’i Milkoma sy ny andriamani-kafa i Solomona Mpanjaka tamin’izy niala tamin’ny fivavahana marina, rehefa hifarana ny fanjakany.—1Mp 11:4, 5, 7, 33; 2Mp 23:13; jereo MOLEKA.