MIRMA (Mirmà) [mety hidika hoe Famitahana]. Lohan’ny fianakaviambe avy amin’ny rainy izy, teo amin’ny fokon’i Benjamina, ary zanakalahin’i Saharaima tamin’i Hodesy vadiny.—1Ta 8:1, 8-10.