NARANA (Naràna) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manakifika”]. Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Efraima. (1Ta 7:20, 28) Toa izy io ihany no Nara.—Js 16:5, 7; jereo NARA No. 2.