NERIA (Nerìa) [Jiroko i Jehovah]. Zanakalahin’i Mahaseia. Izy no rain’i Baroka mpitan-tsoratr’i Jeremia, sy ilay Seraia izay nankany Babylona ka namaky ny fanamelohana an’io tanàna io.—Je 32:12; 36:4, 8, 14, 32; 43:3, 6; 45:1; 51:59-64.