NIGERA
(Nigèra) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Maizina; Mainty”].
Anarana latinina niantsoana an’i Simeona, izay anisan’ny “mpaminany sy mpampianatra” teo anivon’ny fiangonan’i Antiokia any Syria.—As 13:1.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.