FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Oholiaba”
  • Oholiaba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Oholiaba
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahisamaka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tsy mba Misy Mahamarika ve ny Asanao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Peta-kofehy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lamba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Oholiaba”

OHOLIABA

(Ôhôliaba) [Tranolain’ny Ray; na mety hidika hoe Tranolaiko [izany hoe fiarovana] ny Ray].

Izy no lefitr’i Bezalila tamin’ny fanorenana ny tranolay masina. Avy amin’ny fokon’i Dana i Oholiaba, ary zanakalahin’i Ahisamaka. “Mpanao asa tanana i Oholiaba sady mpanao peta-kofehy ary mpanao tenona tamin’ny kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony tena tsara.”​—Ek 31:6; 35:34; 36:1, 2; 38:23.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara