FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Ofny”
  • Ofny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ofny
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Betela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Beti-araba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Zemaraima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Benjamina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Ofny”

OFNY

(Ofnỳ).

Tanànan’i Benjamina. (Js 18:21, 24) Voalaza fa izy io ihany ilay Gofna noresahin’i Josèphe (Ny Adin’ny Jiosy, III, 55 [iii, 5]), ary heverina fa i Jifna ankehitriny. Tokotokony ho 5 km any avaratra avaratrandrefan’i Betela no misy an’i Jifna, izany hoe any avaratry ny faritanin’i Benjamina. (Js 18:11-13) Raha marina izany, dia tanànan’i Benjamina tafiditra tao amin’ny faritanin’i Efraima i Ofny, na nianavaratra kokoa tany akaikin’i Betela ny sisin-tanin’i Benjamina ka tafiditra tao koa ilay toerana voalaza fa nisy an’i Ofny.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara