PARAY
(Parày) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “misokatra be”].
Arbita anisan’ny lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida. (2Sa 23:8, 35) Mety ho izy ihany ilay Naray resahin’ny 1 Tantara 11:37, izay toa andininy mifanitsy amin’ny 2 Samoela 23:35.