FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Pelaia”
  • Pelaia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pelaia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Bany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hasabia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hodia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Palo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Pelaia”

PELAIA

(Pelaià) [Nanao Zava-mahagaga i Jah].

1. Levita nanampy an’i Ezra ka namaky sy nanazava ny Lalàna tamin’ireo Israelita nivory teo amin’ny tany malalak’i Jerosalema. Mety ho izy ihany ilay Levita nanisy tombo-kase an’ilay fifanekena ny tsy hivadika amin’i Jehovah, natao tatỳ aoriana kely. Mety ho solontenan’ny fianakaviana iray nantsoina hoe Pelalia koa anefa no nanao izany.​—Ne 8:1, 5-8; 9:38; 10:1, 9, 10.

2. Iray tamin’ireo taranak’i Davida voaresaka farany ao amin’ny Soratra Hebreo.​—1Ta 3:1, 5, 10, 24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara