PELALIA (Pelalìa) [Mitsara i Jah]. Mpisorona razamben’i Adaia. Nanompo tao amin’ny toerana masina io Adaia io, taorian’ny sesitany tany Babylona.—Ne 11:10, 12.