FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Livatra”
  • Livatra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Livatra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Mina, Farantsa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • B14-B Ny Vola sy ny Lanjany
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mane
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lanja sy Refy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Livatra”

LIVATRA

[Gr.: litra].

Lanja voaresaka ao amin’ny Jaona 12:3 (f.a.p.) sy 19:39 (f.a.p.) ihany. Nitovy tamin’ny livatra romanina (lat.: libra) ny litra, izany hoe 327 g teo ho eo. Lanja na fatra ny hoe “livatra” ao amin’ny Baiboly, fa lanjam-bola ilazana ny vidin’ny volamena na volafotsy kosa ny hoe “farantsa.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara