FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Refana”
  • Refana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Refana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kiona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Tena Nankasitrahan’Andriamanitra i Stefana Sady Nomeny Hery Be”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
  • Stefana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Notoraham-bato i Stefana
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Refana”

REFANA

(Refàna).

Andriamanitra kintana noresahin’i Stefana tamin’izy niaro tena teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy. (As 7:43) Azo inoana fa ny Amosa 5:26, 27 ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo no notononiny, mba hanaporofoana fa natao sesitany ny Israely noho izy ireo nivavaka tamin’andriamani-kafa, toa an’i Refana (Kiona). Rhaifan no nandikan’ilay Fandikan-tenin’ny Fitopolo ny hoe “Kiona”, fa Rhômfa kosa no ao amin’ny Baiboly grika nataon’i Westcott sy Hort. Hoy ny fanamarihan’i F. Hort momba ny Asan’ny Apostoly 7:43: “Ilay hoe [Rhaifan] na [Rhefan] no nampiasain’ny LXX ao amin’ny Am 5:26, ary mitovy amin’ny hoe Repa na Refa, anarana hafa niantsoan’ny Ejipsianina an’i Satiorna (Seba) izy io.”​—Ny Testamenta Vaovao Amin’ny Teny Grika Tany Am-boalohany, nataon’i Westcott sy Hort, Graz, 1974, Boky II, fanazavana fanampiny, p. 92; jereo KIONA; MPANANDRO (Moleka sy ny fanandroana tany Israely).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara