FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Rosy”
  • Rosy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Rosy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Andriana, Mpitarika, Olona Ambony
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Benjamina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Loha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tsy fananana ahiahy maneran-tany eo ambany Fanapahan’ny “Andrian’ny fiadanana”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Rosy”

ROSY

(Ròsy).

1. Zanakalahin’i Benjamina anisan’ireo fianakavian’i Jakoba nankany Ejipta tamin’ny 1728 T.K. na teraka tany taoriana kelin’izay. (Ge 46:21, 26; jereo BENJAMINA No. 1.) Maty tsy niteraka angamba izy na lasa anisan’ny fianakaviambe hafa ny zanany lahy, matoa tsy hita intsony tao amin’ny lisitry ny fianakaviana benjamita ny anarany.

2. Anarana hita ao amin’ny Ezekiela 38:2 sy 39:1 (Prot.). Misy manam-pahaizana milaza fa firenena tavaratra nantsoina hoe Rus (Rosianina) nonina teny amoron’ny Reniranon’i Volga izy io. Mety kokoa anefa raha atao anaram-boninahitra izy io, fa tsy anarana firenena na toerana, rehefa dinihina ny hevitr’ilay teny sy ny nampiasana azy hilazana an’i Goga. Toy izao àry no nandikan’ny Baiboly sasany an’ilay hoe Rosy: “Lehiben’ny mpiadidy” (TV), ‘mpanapaka lehibe’ (Kat.), ‘filoha faratampony’ (DIEM), ‘andriandahy lehibe’ (JM).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara