ROFOSY
(Rofòsy) [Mena].
1. Rahalahin’i Aleksandra, ary zanakalahin’ilay Simona noterena hitondra ny hazo fijalian’i Jesosy.—Mr 15:21; Lk 23:26.
2. Kristianina tany Roma, “ilay voafidy ao amin’ny Tompo.” Nataon’i Paoly mampamangy i Rofosy sy ny reniny, izay nolazain’i Paoly hoe “reniny sady reniko.”—Ro 16:13.