FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Romaha”
  • Romaha

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Romaha
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Aroma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Zebida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Pedaia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Josia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Romaha”

ROMAHA

(Romàha) [Haavo; Toerana Misandratra].

Tanàna niavian’i Zebida sy Pedaia rainy. Vadin’i Josia mpanjakan’ny Joda i Zebida sady renin’i Joiakima. (2Mp 23:34, 36) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Romaha. Misy milaza azy io ho i Kirbet er-Romeh (Horvat Roma), izay mitovy anarana aminy. Tokotokony ho 10 km any avaratr’i Nazareta izy io. Misy kosa milaza an’i Romaha ho ilay Aroma resahin’ny Mpitsara 9:41, izay heverina fa tany akaikin’i Sekema.​—Jereo AROMA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara