FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Lasely”
  • Lasely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lasely
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Rameva
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Topy Maso Eran-tany
    Mifohaza!—2006
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Lasely”

LASELY

Zavatra ipetrahana afatotra eo andamosin’ny biby. Andininy maromaro no miresaka ampondra nasiana lasely (Ge 22:3; No 22:21; 2Sa 17:23; 19:26; 1Mp 2:40; 13:13, 27; 2Mp 4:24), saingy tsy resahiny ny bikan’ireo lasely. Asehon’ny tsangambato fahiny fa toa lamba na hoditra matevina fotsiny ny laselin-tsoavaly taloha. Nafatotra tamin’ny biby ny lasely, matoa midika hoe “mamatotra” ny matoanteny hebreo nadika hoe “manisy lasely.” Asehon’ny sary mivohitra fahiny ny lasely iray miendrika vata, nafatotra teo amin’ny lamosin’ny rameva misy trafony iray. Tsy fantatra ny bikan’ilay atao hoe kar haggamal (heb.) (Ge 31:34), izay nadika hoe “harom-behivavy teo amin’ny laselin-drameva” (TV) na hoe “lasely hazo fitondrana entana” (TOB).

Nolazain’ny Lalàna fa naloto izay nikasika ny lasely nitaingenan’ny olona nisy tsiranoka nivoaka, hoatran’izay nikasika ny zavatra nipetrahan’ny vehivavy tonga fotoana ihany.​—Le 15:9, 19-23.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara