FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sikota”
  • Sikota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sikota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Moloka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kiona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Moleka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Malkama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sikota”

SIKOTA

(Sikòta).

Mety ho andriamanitra kintana matoa nolazaina fa “kintana andriamanitra.” (Am 5:26) Niniana nasiana teboka solon’ny zanatsoratra izy io ao amin’ny soratra hebreo nataon’ny Masoreta, mba hitovy fanononana amin’ny hoe shikkots (“zava-maharikoriko”). I Sikota ihany angamba ilay “Sakota”, anarana niantsoan’ny Babylonianina an’i Satiorna (andriamanitra kintana). Nadika hoe “ny tranolain’i Moloka” anefa ny hoe “Sikota mpanjakanareo” ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo, ka mety ho izay no nahatonga an’i Stefana hampiasa an’ilay hoe “ny tranolain’i Moloka.” (As 7:43) Mety ho trano rantsankazo na tranolay masina nisy ny sarin’i Moloka sady azo nafindrafindra àry ilay hoe “Sikota.”​—Jereo MPANANDRO (Moleka sy ny fanandroana tany Israely).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara