FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Samotrakia”
  • Samotrakia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Samotrakia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Samo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Troasy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Azia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kio
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Samotrakia”

SAMOTRAKIA

(Samôtrakìa) [mety hidika hoe Samo any Thrace].

Nosy be tendrombohitra eo avaratratsinanan’ny Ranomasina Égée. Samotrakia koa no anaran’ny tanàna iray eo amin’ny ilany avaratr’ilay nosy. Tamin’ny dia misionera faharoa nataon’i Paoly (lohataonan’ny taona 50 angamba), dia “nanitsy nankany” Samotrakia ny sambo nandehanany avy tao Troasy, any avaratrandrefan’i Azia Minora. Tsy milaza ilay fitantarana hoe nidina an-tanety izy. (As 16:11) Tsy manana seranana tsara ilay nosy ankehitriny (Samothraki), nefa maromaro ihany ny toerana azo iantsonana any.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara