FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Skytianina”
  • Skytianina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Skytianina
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Magoga
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Skytianina​—Vahoaka Nahagaga Fahiny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Hafa Firenena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tafaray ao Amin’ny Fivavahana Marina Ireo “Mpivahiny”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Skytianina”

SKYTIANINA

(Skytiànina).

Firenena lozabe mpifindrafindra monina, ary heverina fa nonina tany amin’ny faritra avaratra sy avaratratsinanan’ny Ranomasina Mainty. Toa voaporofo fa tonga hatrany Siberia Andrefana any akaikin’ny sisin-tanin’i Mongolia izy ireo. Nilazana olona faran’izay ratsy toetra ny hoe “Skytianina”, tamin’ny taonjato voalohany. Afaka niova ho Kristianina anefa ny olona toy izany, ka lasa tafaray amin’ny vatan’i Kristy toy ny mpino hafa rehetra ihany. Hoy mantsy ny apostoly Paoly: “Tsy misy na Grika na Jiosy, na voafora na tsy voafora, na hafa firenena, na Skytianina, na andevo, na tsy andevo. Fa i Kristy no zava-drehetra sady ao amin’ny rehetra.”​—Kl 3:11; jereo MANDIDIDIDY VATANA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara