FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Fanjairana”
  • Fanjairana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanjairana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no Tsy Nifady Hanina ny Mpianatr’​i Jesosy?
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • Aviavy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Samy Hipetraka eny Ambanin’ny Aviaviny Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Akanjo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Fanjairana”

FANJAIRANA

Fanakambanana zavatra amin’ny kofehy. Efa hatry ny ela no be mpanao ny asan’ny mpanjaitra sy mpanao peta-kofehy. (Ek 26:1; 35:35; Jb 16:15; Mpto 3:7; Ezk 13:18) “Nanjaitra ravin’aviavy” i Adama sy Eva, lehilahy sy vehivavy voalohany, “dia nataony sikina.” (Ge 3:7) Mety ho natambatr’izy ireo tamin’ny tahon’aviavy fotsiny ireo ravina lehibe.

Vao mainka hitatra ny rovitra raha tapa-damba vaovao no hanampenana akanjo tonta, hoy i Kristy Jesosy, tamin’izy nanazava hoe nahoana ny mpianany no tsy mifady hanina, tsy toy ny Fariseo sy ny mpianatr’i Jaona. (Mr 2:18, 21) Hifintina mantsy ilay tapa-damba rehefa sasana, ka handrovitra an’ilay akanjo tonta. Tokony ho takatr’ireo nihaino an’i Jesosy àry fa tokony hanara-dia azy amin’izay izy ireo, fa tsy hanery ny mpianatr’i Jesosy hanaraka ny fombafomban’izy ireo. Efa nohazavain’i Jaona koa fa nanomana ny fahatongavan’i Kristy fotsiny izy, ka tsy haharitra ny asany.​—Jn 3:27-30.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara