FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sabetahy”
  • Sabetahy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sabetahy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jahaza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tikva
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ezra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mesolama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sabetahy”

SABETAHY

(Sabetàhy) [[Teraka] Andro Sabata].

Levita taorian’ny sesitany. Hoy ny Ezra 10:15: “Nanohitra izany teny izany anefa i Jonatana zanak’i Asahela sy Jahaza zanak’i Tikva, nampian-dry Mesolama sy Sabetahy izay samy Levita.” Mety hidika izany fa nampian’i Sabetahy ireo nanohitra ny soso-kevitr’i Ezra hoe horoahina ny vehivavy hafa firenena. Na koa hoe anisan’ireo nanohitra ny fomba tian’ny fiangonana handaminana ilay olana izy. Mety ho nanampy an’ireo solontenan’ny vahoaka nandamina ilay olana koa anefa izy. Toa mitombina izany, raha izy ihany ilay Sabetahy niaraka tamin’i Ezra fony novakina ampahibemaso ny Lalàna, sy ilay nonina tao Jerosalema rehefa vita ny manda.​—Ne 8:5-7; 11:1, 2, 15, 16.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara