SAMSERAY (Samsèray). Lohan’ny fianakaviambe izay nonina tao Jerosalema. Zanak’i Jerohama avy amin’ny fokon’i Benjamina izy.—1Ta 8:1, 26-28.