FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sarezera”
  • Sarezera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sarezera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Adrameleka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Esara-hadona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sankeriba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ararata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sarezera”

SAREZERA

(Sarezèra).

1. Zanakalahin’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria. Taorian’ny nandresen’i Jehovah an’i Sankeriba, dia novonoin’i Sarezera sy Adrameleka zanany lahy tamin’ny sabatra izy, raha mbola niankohoka tao an-tranon’ilay sampy andriamaniny. Nandositra nankany Ararata izy roa lahy avy eo. (2Mp 19:7, 35-37; Is 37:38) I Esara-hadona rahalahin’izy ireo no nandimby an’i Sankeriba. Nanoratra i Esara-hadona fa nanenjika azy ireo tany Ararata.​—Jereo ESARA-HADONA.

2. Iray tamin’ireo solontena roa nirahin’ny mponin’i Betela taorian’ny sesitany, mba “hitady sitraka amin’i Jehovah” sy hanontany raha tokony hifady hanina izy ireo. Roa taona teo ho eo talohan’ny nahavitan’ilay tempoly naorina fanindroany, no nanirahana azy ireo.​—Za 7:1-3; Ezr 6:15.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara