FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Salefa”
  • Salefa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Salefa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ozala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Joktana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Obala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Salefa”

SALEFA

(Salèfa).

Iray amin’ireo zanakalahin’i Joktana, ary ny anarany no voatonona faharoa. Anisan’ny razamben’ireo fianakaviana velona taorian’ny Safodrano izy. (Ge 10:26; 1Ta 1:20) Hita ao amin’ireo asa soratra sabeanina (talohan’ny taonjato fahafito T.K.) ny anarany amin’ny teny arabo. Voaresaka ao ny faritr’i Salaf na Salif, any Yémen. Mety ho avy amin’ny hoe Salefa koa ny hoe Solaf, anaran-toerana any amin’ny 100 km eo ho eo avaratr’i Sanʼa, renivohitry ny Repoblikan’i Yémen. Asehon’ireo anarana ireo fotsiny anefa hoe taiza no nanorim-ponenana ny taranak’i Salefa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara